Masina ato am-poko icon

Masina ato am-poko

ZFLM Serasera
Free
500+ downloads

About Masina ato am-poko

Application Kristiana ho fizarana ny Tenin'Andriamanitra arahina fanazavana fohy ho antsika rehetra isan'andro.
Natao izy ity ho fampaherezana - Famporishina - Fampiorenana ny Finoana
Ho hitanao ato:
- Tenin'Andriamanitra isaky ny Daty isan'andro
- Tenin'Andriamanitra voatahiry araky ny datiny avy
- Vaovaom-piangonana eto amin'ny Fiangonana Loterana Malagasy
- Update isaky ny miova ho maitso, ilay ao amin'ny Mahakasika ity.
Koa mazotoa mamaky, ary aza hadinoina koa ny mizara izany ho an'ny namana rehetra.

Masina ato am-poko Screenshots