Baiboly Tsimihety

Baiboly Tsimihety icon

Baiboly Tsimihety

Wycliff e.V.

About Baiboly Tsimihety

Ity Baiboly ity dia natao dikanteny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina maimaimpoana ny "application."
Baiboly Tsimihety Screenshots
Screenshot 1Screenshot 2Screenshot 3Screenshot 4Screenshot 5Screenshot 6Screenshot 7
Similar to Baiboly Tsimihety

©2023 Verdant Labs LLC. All rights reserved.

Privacy PolicyContact