Baiboly Antefasy

Baiboly Antefasy icon

Baiboly Antefasy

Wycliff e.V.

About Baiboly Antefasy

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona.

Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao.

Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.

Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.

Azo zaraina ny "application."
Similar to Baiboly Antefasy

©2023 Verdant Labs LLC. All rights reserved.

Privacy PolicyContact